Arahaba

Nampidirin'i sasa | 24 Nov, 2007

Faly miarahaba antsika namana rehetra, androany izany no nanao formation blaogy taty @Teknet Group aty Isoraka izahay, tena nahafinaritra tokoa satria betsaka ny namana tonga androany, ny  mpanome formation raha teo koa mahay be daholo, mbola ho avy eo ny lahatsoraka manaraka fa ity moa izany natao hiarahabana ny namana rehetra. Dia hiezaka araka izay azo atao hanoratra sy hikarakara ity blaogy ity fa dia manentana antsika rehetra mba handray anjara.

Sasa