Arahaba
Nampidirin'i sasa | 24 Nov, 2007Faly miarahaba antsika namana rehetra, androany izany no nanao formation blaogy taty @Teknet Group aty Isoraka izahay, tena nahafinaritra tokoa satria betsaka ny namana tonga androany, ny mpanome formation raha teo koa mahay be daholo, mbola ho avy eo ny lahatsoraka manaraka fa ity moa izany natao hiarahabana ny namana rehetra. Dia hiezaka araka izay azo atao hanoratra sy hikarakara ity blaogy ity fa dia manentana antsika rehetra mba handray anjara.
Sasa
Arahaba i sasa
Nampidirin'i Lova 24 Nov 2007, 18:23On attend la suite zany !!!!!
Zay efa abboné eto !
Bizzz
Nampidirin'i jogany 24 Nov 2007, 18:24Dia misaotra sahady aza nisantatra an'ity blaogy ity. Mahafinaritra be.
Nampidirin'i sasa 24 Nov 2007, 18:44Lova asiana sary ve e!
bienvenue dans le club izany ry sasa o!
Nampidirin'i ikalamako 24 Nov 2007, 18:47Ary haingana be ny fiasan'izany cours Teknet izany k'ity, vao tsy 24 ora aty aoriana dia efa nampitombo kil blaogy.
Salanitra daholo e ! Ho soa ny fiarahantsika.
ie gravy be ry zareo ! Be inspiration sady mafinaritra be ny ambiance.
Ataovy milay be ry sasa an
Manasanao r@ FB3 ry ikalamako an!!
Nampidirin'i joan 25 Nov 2007, 22:37