Arahaba

Nampidirin'i sasa | 24 Nov, 2007

Faly miarahaba antsika namana rehetra, androany izany no nanao formation blaogy taty @Teknet Group aty Isoraka izahay, tena nahafinaritra tokoa satria betsaka ny namana tonga androany, ny  mpanome formation raha teo koa mahay be daholo, mbola ho avy eo ny lahatsoraka manaraka fa ity moa izany natao hiarahabana ny namana rehetra. Dia hiezaka araka izay azo atao hanoratra sy hikarakara ity blaogy ity fa dia manentana antsika rehetra mba handray anjara.

Sasa 


5 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Arahaba"

  1. Arahaba i sasa

    Nampidirin'i Lova 24 Nov 2007, 17:23
  2. On attend la suite zany !!!!!
    Zay efa abboné eto !

    Bizzz

    Nampidirin'i jogany 24 Nov 2007, 17:24
  3. Dia misaotra sahady aza nisantatra an'ity blaogy ity. Mahafinaritra be.
    Lova asiana sary ve e!

    Nampidirin'i sasa 24 Nov 2007, 17:44
  4. bienvenue dans le club izany ry sasa o!
    Ary haingana be ny fiasan'izany cours Teknet izany k'ity, vao tsy 24 ora aty aoriana dia efa nampitombo kil blaogy.
    Salanitra daholo e ! Ho soa ny fiarahantsika.

    Nampidirin'i ikalamako 24 Nov 2007, 17:47
  5. ie gravy be ry zareo ! Be inspiration sady mafinaritra be ny ambiance.
    Ataovy milay be ry sasa an

    Manasanao r@ FB3 ry ikalamako an!!

    Nampidirin'i joan 25 Nov 2007, 21:37