Dia ahoana indray!!!!!!!!!!!!!!!!

Nampidirin'i sasa | 16 Des, 2008

Salut daholo ny namana rehetra

Tsy dia misy vaovao fa zao mba tafiditra kely ato izao dia mametraka lahatsoratra indray aloha, tena sahirana amin'ny asa dia tsy afa-manotra mintsy, miezaka ny hamela soratra ihany na tery aza ny fotoana.

 Te-hametraka zavatra betsaka ato amin'ity blaogy ity aho fa ny fotoanako no tsy ampy.

Ho hita eo indray aloha ny amin'ny manaraka fa dia mirary soa sy fety sambatra ho anareo izany mamaky ity blaogy ity.